|
|
|
|

Entrée1  fofon' aina
Mots élémentaires  2  fofona, 3  aina
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  rivotra mivoaka amin' ny oron' ny olona na biby, avy manadio ny ra ao amin' ny havokavony ka matetika fanamarinana fa mbola velona misy aina ilay izy [1.1]
Explications en anglais  6  [fofon-aina] The breath; lit. the breath of life. [1.2]
Exemples  7  ka raha sofiny hianao mba tandrony aho
raha mikopaka hianao mba mihodina aho
raha manao fofonaina mifanerana hianao
[2.131]
Vocabulaire  8  Biologie

Anagrammes  9 fofoanina, 10 fofon' aina

Mis à jour le 2025/10/11